Fiche Livre
Littérature / édition
JEUNESSE | Mars 2005
Maria vakansy any Alaotra
Marie Michele Rakotoanosy
Edition : Jeunes Malgaches (Editions)
Pays d'édition : Madagascar
ISBN : 978-2-916362-00-7
Dewey : Littérature
Pages: 8
Prix : 4.00
Parution : 25 Mars 2005

Français

Maria dia zazavavy kely nanana fahazazana tsy dia mitovy loatra amin'ny ankizy rehetra.Tsy mba niara-nipetraka tamin' ny Ray aman-dreniny izy fony fahakeliny satria voatery nandrato fianarana taty Antananarivo. Rehefa vakansy izy dia mody any amin'ny ray aman-dreniny any Alaotra. Mahafinaritra be tsy misy ohatra izany ny fialan-tsasatra ka vetivety foana dia tonga ny taom-pianarana vaovao.....

Traduction en français: Maria est une petite fille qui n'a pas eu une enfance comme celle des autres enfants. Ella n' a pas vécu avec ses parents, car elle a dû faire ses études dans la capitale. Pendant les vacances, elle rentre chez ses parents avec sa soeur à Alaotra, le grenier à riz de Madagascar...


Soimanga est un studio de dessin établi à Madagascar

Editions Jeunes Malgaches
Contact: RAZAFINTSALAMA Marie Michèle, Gérante
Partager :